dia ny nivadika sy nandà an’i Iaveh, nihataka nanalavitra ny Andriamanitray, niteny fampahoriana amam-pikomiana; namorona sy namoaka lainga avy ao am-ponay!...
Jeremia 12:8 - Baiboly Katolika Zary toa liona an’ala ho ahy ny lovako, nanandra-peo manerona ahy izy, ka tonga halako. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any anaty ala; mierona Amiko izy ka halako. DIEM PROTESTANTA Niova ho masiaka tamiko toy ny liona any an’ala ilay anjara fananako; nierona tamiko izy ka halako. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niova ho masiaka tamiko toy ny liona any an’ala ilay anjara fananako; nierona tamiko izy ka halako. Baiboly Protestanta Malagasy Raha amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any an-ala; Mierona amiko izy, ka dia halako. Malagasy Bible Raha amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any an'ala; Mierona amiko izy, ka dia halako. La Bible en Malgache Amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any anaty ala; mierona Amiko izy ka halako. |
dia ny nivadika sy nandà an’i Iaveh, nihataka nanalavitra ny Andriamanitray, niteny fampahoriana amam-pikomiana; namorona sy namoaka lainga avy ao am-ponay!...
Mierona hamely azy ny liona tanora, sy miloa-peo mafy, ka mahatonga ny taniny ho lao. Voadotry ny afo ny tanànany, ka tsy misy mponina intsony.
Nasehony miharihary ny fijangajangany, nasehony ny fitanjahany; ka nadikidiky taminy ny fanahiko, toy ny efa nahadikidiky ny fanahiko tamin’ny rahavaviny.
Any Galgalà ny faharatsiany rehetra; fa tany no vao nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny ataony, horoahiko hiala ao an-tranoko izy; tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.
Efa nianiana tamin’ny Tenany, ny Tompo Iaveh, - teny marin’i Iaveh Andriamanitry ny tafika. - Tsy tiako mainty ny avonavon’i Jakôba, ary halako ny lapany; ka hatolotro mbamin’izay rehetra ao aminy ny tanàna.
Omaly ny vahoakako no nitsangan-ko fahavalo: ny kapaoty endahanareo hiala eo ambonin’ny akanjo; ny mizotra tsy manana ahiahy, ataonareo fahavalo.
Telo no mpiandry noesoriko tanatin’ny iray volana monja. Ary izaho, tsy nahatsindry fo tamin’ny ondry; izy ireo koa tofoka ahy.