Toy ny fantsakana mampiboiboika ny ranony izy, mampiboiboika ny faharatsiany. An-keriny amam-pandravana no hàny re ao; fery aman-dratra no eo anatrehako eo mandrakariva.
Jakoba 3:11 - Baiboly Katolika Moa ny vavan’ny loharano iray va mamoaka rano mamy sy mangidy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? DIEM PROTESTANTA Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy? Baiboly Protestanta Malagasy Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? Malagasy Bible Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany? La Bible en Malgache Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany? |
Toy ny fantsakana mampiboiboika ny ranony izy, mampiboiboika ny faharatsiany. An-keriny amam-pandravana no hàny re ao; fery aman-dratra no eo anatrehako eo mandrakariva.
koa iray ihany no ivoahan’ny fisaorana sy ny fanozonana. Tsy mety anefa ny toy izany, ry kristianina havako.
Moa ny aviavy, ry kristianina havako, mety mamoa ôliva; na ny foto-boaloboka va, mamoa voan’aviavy? Toy izany koa, ny loharano masirasira tsy mahay mamoaka rano mamy.