Isaia 8:5 - Baiboly Katolika Izao koa no nolazain’i Iaveh tamiko: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mbola niteny tamiko indray NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Mbola nanafatra ahy indray ny TOMPO ka nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mbola nanafatra ahy indray ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah dia mbola niteny tamiko indray hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah dia mbola niteny tamiko indray hoe: La Bible en Malgache Mbola niteny tamiko indray NY TOMPO hoe: |
Fa alohan’ny hahaizan’io zaza io miantso hoe: Dada sy Neny dia hoaterina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny haren’i Damasy sy ny babo azo tamin’i Samaria.»
«Satria ity firenena ity nanazimba ny ranon’i Siloe misononoka fandeha, sy mifaly noho ny amin-dRasìna sy ny zana-dRomelia,