Isaia 29:3 - Baiboly Katolika
Izaho hitoby manodidina anao, hanisy miaramila hanemitra anao, ary hanangana manda hamelezana anao.
Jereo ny toko
Hitoby manodidina anao Aho ka hasiako miaramila hanao fahirano anao ary hanangana manda aho mba hamelezana anao.
Jereo ny toko
Hanao fahirano anao tahaka ny nataon’i Davida Aho ary hanisy miaramila hanemitra anao sy hanangana tovon-tany hamelezana anao.
Jereo ny toko
Hanao fahirano anao tahaka ny nataon’i Davida Aho ary hanisy miaramila hanemitra anao sy hanangana tovon-tany hamelezana anao.
Jereo ny toko
Ary hanao fahiranao anao Aho, Ka hasiako miaramila hanemitra anao, Ary hananganako mànda hamelezana anao.
Jereo ny toko
Ary hanao fahiranao anao Aho, ka hasiako miaramila hanemitra anao, ary hananganako manda hamelezana anao.
Jereo ny toko
Hitoby manodidina anao Aho ka hasiako miaramila hanao fahirano anao ary hanangana manda aho mba hamelezana anao.
Jereo ny toko