Hosea 2:24 - Baiboly Katolika ny tany hamaly ny fangatahan’ny vary sy ny divay vaovao ary ny diloilo, ary ireo hamaly ny fangatahan’i Jezrahely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela. DIEM PROTESTANTA ny tany hamaly izay ilain’ny vary aman-divay sy menaka vao; ary ireo kosa hamaly an’i Jizrehèla. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny tany hamaly izay ilain’ny vary aman-divay sy menaka vao; ary ireo kosa hamaly an’i Jizrehèla. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny tany kosa hihaino ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo; Ary ireo kosa dia hihaino an’i Jezirela, La Bible en Malgache ny tany dia hamaly ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo, ary ireo kosa dia hamaly an’i Jezirela. |