Hebreo 7:13 - Baiboly Katolika
Ary ny olona antsoina amin’izany teny izany, dia avy amin’ny foko hafa tsy mbola nisy nanao raharaha tamin’ny ôtely,
Jereo ny toko
Fa izay nolazaina amin’izany teny izany dia avy tamin’ny firenena hafa izay tsy nisy olona nanompo teo amin’ny alitara.
Jereo ny toko
Ka ny Tompontsika, Izay iantefan’izany teny izany, dia hafa foko; ary tsy misy avy tamin’ny fokony mba nanao raharaha teo amin’ny alitara fisoronana.
Jereo ny toko
Ka ny Tompontsika, Izay iantefan’izany teny izany, dia hafa foko; ary tsy misy avy tamin’ny fokony mba nanao raharaha teo amin’ny alitara fisoronana.
Jereo ny toko
Fa Izay nolazaina amin’izany teny izany dia avy tamin’ny firenena hafa, izay tsy nisy olona manompo eo amin’ny alitara.
Jereo ny toko
Fa Izay nolazaina amin'izany teny izany dia avy tamin'ny firenena hafa, izay tsy nisy olona manompo eo amin'ny alitara.
Jereo ny toko
Fa izay nolazaina amin’izany teny izany dia avy tamin’ny firenena hafa izay tsy nisy olona nanompo teo amin’ny alitara.
Jereo ny toko