Hebreo 5:2 - Baiboly Katolika
sady mahay miantra ny tsy mahalala sy ny mania Izy, satria na ny tenany aza mba voan’ny fahalemena ihany koa,
Jereo ny toko
Izy dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ny fahalemena ihany;
Jereo ny toko
Mahay mitondra mora ireo tsy mahalala sy maniasia izy, satria na ny tenany aza dia mba hodidinin’ny fahalemena koa.
Jereo ny toko
Mahay mitondra mora ireo tsy mahalala sy maniasia izy, satria na ny tenany aza dia mba hodidinin’ny fahalemena koa.
Jereo ny toko
dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ny fahalemena ihany;
Jereo ny toko
dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin'ny fahalemena ihany;
Jereo ny toko
Izy dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ny fahalemena ihany;
Jereo ny toko