Hebreo 3:12 - Baiboly Katolika
dia tandremo, ry kristianina havana, fandrao misy manana fo ratsy sy tsy mino ao aminareo, ka ho tafasaraka amin’Andriamanitra velona;
Jereo ny toko
Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona.
Jereo ny toko
Tandremo, ry havana, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona.
Jereo ny toko
Tandremo, ry havana, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona.
Jereo ny toko
Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona;
Jereo ny toko
Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin'Andriamanitra velona;
Jereo ny toko
Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’Andriamanitra velona.
Jereo ny toko