Aleloia! Sitrako ny midera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra, eo amin’ny fivorian’ny olo-marina sy ao amin’ny fiangonana.
Hebreo 2:12 - Baiboly Katolika Hitory ny Anaranao amin’ny havako Aho, hankalaza Anao eo afovoan’ny Eglizy Aho; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 raha hoy Izy hoe: «Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao» (Sal 22.22). DIEM PROTESTANTA fa hoy Izy: «Hanambara Anao amin’ireo zandriko Aho, Andriamanitra ô; eo afovoan’ny Fiangonana no hiderako Anao.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa hoy Izy: «Hanambara Anao amin’ireo zandriko Aho, Andriamanitra ô; eo afovoan’ny Fiangonana no hiderako Anao.» Baiboly Protestanta Malagasy ka manao hoe: ,,Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; Eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao’’ (Sal. 22.22). Malagasy Bible ka manao hoe: "Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko Aho; Eo amin'ny fiangonana no hiderako Anao" (Sal 22.22). La Bible en Malgache raha hoy Izy hoe: «Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao» (Sal 22.22). |
Aleloia! Sitrako ny midera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra, eo amin’ny fivorian’ny olo-marina sy ao amin’ny fiangonana.
Fa tsy nataony tsinontsinona na niambohoany ny fijalian’ny ory, tsy nanafina ny Tavany eo anatrehany Izy; ary nihaino Izy, nony nitaraina taminy ny ory.
Hitory ny fahamarinanao eo amin’ny fivorian-dehibe aho; tsy hanakombona ny molotro aho, fantatrao izany, ry Iaveh ô!
ka hoy i Jesoa namaly azy: «Niteny ampahibemaso tamin’ny olona rehetra Aho, ary nampianatra mandrakariva tao amin’ny sinagoga sy ny Tempoly, izay ivorian’ny Jody rehetra, fa tsy nilaza na inona na inona an-takona;
ny fiangonan’ny zokinareo izay voasoratra any an-danitra, ny Mpitsara izay Andriamanitry ny olon-drehetra, ny fanahin’ny olo-marina efa amin’ny fanaperana,