Fahiny, tamin’ny fotoana sy ny fomba samihafa, dia efa niteny tamin’ny razantsika Andriamanitra, tamin’ny vavan’ny mpaminany;
Hebreo 11:2 - Baiboly Katolika Nanam-pinoana ny ntaolo ka izany no nahatsara laza azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa izany no nahatsara laza ny Mpino taloha. DIEM PROTESTANTA Izany finoana izany manko no vavolombelon’ny mahatsara laza ny ntaolo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izany finoana izany manko no vavolombelon’ny mahatsara laza ny ntaolo. Baiboly Protestanta Malagasy Fa izany no nahatsara laza ny ntaolo. Malagasy Bible Fa izany no nahatsara laza ny ntaolo. La Bible en Malgache Fa izany no nahatsara laza ny Mpino taloha. |
Fahiny, tamin’ny fotoana sy ny fomba samihafa, dia efa niteny tamin’ny razantsika Andriamanitra, tamin’ny vavan’ny mpaminany;
Na dia nankalazaina noho ny finoana aza anefa izy rehetra ireo, dia tsy nisy nahazo ny nampanantenaina,
Ny finoana no nanoloran’i Abela tamin’Andriamanitra sorona tsaratsara kokoa noho ny an’i Kaina, sy nilazana azy hoe marina, fa nankatoavin’Andriamanitra ny fanatitra nataony; ary noho izany ihany koa, na dia maty aza izy, dia mbola miteny ihany.