Zovy no nanisy soa Ahy ka tsy maintsy valiako kosa indray? Ahy avokoa ny eny ambanin’ny lanitra rehetra.
Hagay 2:8 - Baiboly Katolika Ahy ny volafotsy, Ahy ny volamena, - teny marin’i Iavehn’ny tafika. - Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ahy ny volafotsy ary Ahy ny volamena, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. DIEM PROTESTANTA Ahy avokoa manko ny volamena sy volafotsy eran’izao tontolo izao; izany no teny hentitra avy amiko TOMPOn’izao rehetra izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ahy avokoa manko ny volamena sy volafotsy eran’izao tontolo izao; izany no teny hentitra avy amiko TOMPOn’izao rehetra izao. Baiboly Protestanta Malagasy Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoy Jehovah, Tompon’ny maro. Malagasy Bible Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. La Bible en Malgache Ahy ny volafotsy ary Ahy ny volamena, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. |
Zovy no nanisy soa Ahy ka tsy maintsy valiako kosa indray? Ahy avokoa ny eny ambanin’ny lanitra rehetra.
Salamon’i Davida. An’i Iaveh ny tany, mbamin’izay rehetra ao aminy, izao tontolo izao mbamin’ny mponina rehetra ao aminy.
Ho indray tonga ao aminao ny voninahitr’i Libàna, ny sipresy, ny platàna, ny boîsa, handravahana ny fitoerako masina, dia hataoko be voninahitra ny fitoerana hipetrahan’ny tongotro.
Volamena no hampankanesiko atỳ ho solon’ny varahina; sy volafotsy no havantako atỳ ho solon’ny vy; sy varahina ho solon’ny hazo; ary vy ho solon’ny vato; ny fiadanana no hataoko mpitondra anao, ary ny fahamarinana no ho mpifehy.