Nataoko eo amin’ny rahona ny avako, ka ho tonga famantarana ny fanekena amiko sy amin’ny tany.
Genesisy 9:14 - Baiboly Katolika Ka rehefa hampiangona rahona ambonin’ny tany aho, dia hiseho eo amin’ny rahona ny avana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa mampiangona rahona eo ambonin’ny tany Aho ka hita eo amin’ny rahona ny avana DIEM PROTESTANTA Ka isaky ny mampivondrona rahona eny ambonin’ny tany Aho ka miseho ny avana, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka isaky ny mampivondrona rahona eny ambonin’ny tany Aho ka miseho ny avana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha mampiangona rahona eo ambonin’ny tany Aho, ka hita eo amin’ny rahona ny avana, Malagasy Bible Ary raha mampiangona rahona eo ambonin'ny tany Aho, ka hita eo amin'ny rahona ny avana, La Bible en Malgache Rehefa mampiangona rahona eo ambonin’ny tany Aho ka hita eo amin’ny rahona ny avana |
Nataoko eo amin’ny rahona ny avako, ka ho tonga famantarana ny fanekena amiko sy amin’ny tany.
Ka hotsarovako ny fanekena misy amiko sy aminareo mbamin’ny zava- manana aina rehetra, ny nofo rehetra, ka dia tsy hisy rano hanjary safo- drano mandringana ny nofo rehetra intsony.
Fa saronany rahona ny lanitra, ary ny tany amonònany ranonorana; mampaniry ahitra ny tendrombohitra Izy.