Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 7:20 - Baiboly Katolika

Ka tafasondrotra dimy ambin’ny folo hakiho nihoatra ny tendrombohitra voasarony izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nihoatra dimy amby folo hakiho ny rano ka voasarona ny tendrombohitra.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Tafakatra fito metatra sy sasany ambonin’ny tendrombohitra ny haavon’ny rano.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tafakatra fito metatra sy sasany ambonin’ny tendrombohitra ny haavon’ny rano.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dimy ambin’ny folo hakiho no nihoaran’ny rano, ka voasarona ny tendrombohitra.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dimy ambin'ny folo hakiho no nihoaran'ny rano, ka voasarona ny tendrombohitra.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nihoatra dimy amby folo hakiho* ny rano ka voasarona ny tendrombohitra.

Jereo ny toko



Genesisy 7:20
5 Rohy Ifampitohizana  

Toy izao no hanaovanao azy: Telon-jato hakiho no ho lavan’ny sambo fiara; dimampolo hakiho no sakany ary telopolo no haavony.


Nony efa nisondrotra teo ihany ny rano dia voasarony avokoa ny tendrombohitra avo rehetra, tambanin’ny lanitra manontolo.


Ary tamin’ny volana fahafito, andro fahafito ambin’ny folon’ny volana, dia niantsona teo ambonin’ny tendrombohitra Ararata ny sambo fiara.


Nahodidinao azy, toy ny lamba, ny rano lalina, ka saron’ny rano ny tendrombohitra.


Eny, zava-poana teny amin’ny havoana teny an-tendrombohitra ny horakoraka mankalaza ny sampy. Fa amin’i Iaveh Andriamanitsika ihany no misy ny famonjena an’i Israely.