Genesisy 46:25 - Baiboly Katolika Ireo no zanaka lahin’i Balà, ilay nomen’i Labàna an-dRasela zanany vavy, ireo no naterany tamin’i Jakôba. Fito izy rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no zanakalahin’i Bila, izay nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy, ary ireo no naterak’i Jakoba. Fito no isan’izy rehetra. DIEM PROTESTANTA Ireo fito lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Bilehà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Rahely. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo fito lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Bilehà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Rahely. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no zanakalahin’i Bila, izay nomen’i Labana an-dRahely zanani-vavy, ary ireo no naterak’i Jakoba; fito no isan’izy rehetra. Malagasy Bible Ireo no zanakalahin'i Bila, izay nomen'i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak'i Jakoba; fito no isan'izy rehetra. La Bible en Malgache Ireo no zanakalahin’i Bila, izay nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy, ary ireo no naterak’i Jakoba. Fito no isan’izy rehetra. |
Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.