i Abrahama niteraka an’i Isaaka. Ary efa efapolo taona i Isaaka vao nampakatra an-dRebekà, zanak’i Batoela Arameanina any Padan-Arama, sy anabavin’i Labàna Arameanina.
Genesisy 46:15 - Baiboly Katolika Ireo no zanakalahin’i Lià, naterany tamin’i Jakôba tany Padan-Arama, ary i Dinà no zanany vavy. Telo amby telopolo no isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no zanakalahin’i Lea izay naterany tamin’i Jakoba tany Padana-Arama, ary i Dina no zanany vavy. Ny isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy dia telo amby telopolo. DIEM PROTESTANTA Ireo no zanakalahin’i Jakôba naterak’i Leà tany Mezôpôtamia ambony, miampy an’i Dinà anabaviny. Ny isan’izy rehetra mbamin’ny zanany na lahy na vavy dia telo amby telopolo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no zanakalahin’i Jakôba naterak’i Leà tany Mezôpôtamia ambony, miampy an’i Dinà anabaviny. Ny isan’izy rehetra mbamin’ny zanany na lahy na vavy dia telo amby telopolo. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no zanakalahin’i Lea izay naterany tamin’i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zanani-vavy; ny isan’ny zanani-lahy rehetra mbamin’ny zanani-vavy dia telo amby telo-polo. Malagasy Bible lreo no zanakalahin'i Lea izay naterany tamin'i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan'ny zananilahy rehetra mbamin'ny zananivavy dia telo amby telo-polo. La Bible en Malgache Ireo no zanakalahin’i Lea izay naterany tamin’i Jakoba tany Padana-Arama, ary i Dina no zanany vavy. Ny isan’ny zanany lahy rehetra mbamin’ny zanany vavy dia telo amby telopolo. |
i Abrahama niteraka an’i Isaaka. Ary efa efapolo taona i Isaaka vao nampakatra an-dRebekà, zanak’i Batoela Arameanina any Padan-Arama, sy anabavin’i Labàna Arameanina.
Ary nanan-janaka roa vavy i Labàna; ny zokiny natao hoe Lià, ary ny zandriny natao hoe Rasela.