Niely ny teny tao an-tranon’i Faraôna fa hoe: «Tonga ny rahalahin’i Josefa, ary samy faly amin’izany i Faraôna sy ny mpanompony.»
Genesisy 45:17 - Baiboly Katolika Dia hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Lazao amin’ny rahalahinao hoe: ‹Izao no hataonareo: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo, ka mankanesa any amin’ny tany Kanaana.› Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ka hoy i Farao tamin’i Josefa: Lazao amin’ny rahalahinao hoe: Ataovy izao: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo ka mankanesa any amin’ny tany Kanana; DIEM PROTESTANTA Koa hoy ny Farao tamin’i Jôsefa: –Lazao ireo rahalahinao hampitaingina ny entany hoentin’ny biby sy handeha hody any Kanahàna, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa hoy ny Farao tamin’i Jôsefa: –Lazao ireo rahalahinao hampitaingina ny entany hoentin’ny biby sy handeha hody any Kanahàna, Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Farao tamin’i Josefa: Lazao amin’ny rahalahinao: Izao no ataovy: ataingeno ny entana ho entin’ny bibinareo, ka mankanesa any amin’ny tany Kanana; Malagasy Bible Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Lazao amin'ny rahalahinao: Izao no ataovy: ataingeno ny entana ho entin'ny bibinareo, ka mankanesa any amin'ny tany Kanana; La Bible en Malgache ka hoy i Farao tamin’i Josefa: Lazao amin’ny rahalahinao hoe: Ataovy izao: Ataingeno ny entana hoentin’ny bibinareo ka mankanesa any amin’ny tany Kanana; |
Niely ny teny tao an-tranon’i Faraôna fa hoe: «Tonga ny rahalahin’i Josefa, ary samy faly amin’izany i Faraôna sy ny mpanompony.»
Dia makà ny rainareo sy ny ankohonanareo, ary miverena aty amiko. Fa homeko ny tsara indrindra amin’ny tany Ejipta ianareo, ary hihinana ny menaky ny tany.