Genesisy 44:12 - Baiboly Katolika
Ary nikaroka ny mpikarakara nanomboka tamin’ny zokiny indrindra, dia niafara tamin’ny zandriny indrindra, ka hita tao amin’ny lasàkan’i Benjamina ilay kôpy.
Jereo ny toko
Dia nisava Ralehilahy ka tamin’ny lahimatoa no nanombohany ary tamin’ny faralahy no niafarany. Tao amin’ny lasakan’i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Jereo ny toko
Nosavain-dralehilahy avokoa ny kitapo rehetra nanomboka tamin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra, ka tao amin’ny kitapon’i Benjamîna no nahitana ilay tsangambava.

Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin’ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin’ny faralahy no niafarany, ka tao amin’ny lasakan’i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Jereo ny toko
Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin'ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin'ny faralahy no niafarany, ka tao amin'ny lasakan'i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Jereo ny toko
Dia nisava Ralehilahy ka tamin’ny lahimatoa no nanombohany ary tamin’ny faralahy no niafarany. Tao amin’ny lasakan’i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Jereo ny toko