Ataovy avo sasaka ny vola entinareo, ary ento indray koa ilay vola natao tao am-bava-lasàkanareo, sao hadisoana no nanaovana azy tao.
Genesisy 42:35 - Baiboly Katolika Dia samy nandraraka ny tao anaty lasàkany izy ireo, ka indro ny fonosam-bolany samy teo anaty lasàkany avy. Nahita ny fonosam-bolany izy sy ny rainy, ka samy raiki-tahotra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary rehefa nandraraka izay tao anatin’ny lasakany izy ireo dia indro, ny volany dia tao am-ponosana samy tao anatin’ny lasakany avy. Nony nahita ny volany tao am-ponosana izy ireo sy ny rainy dia samy raiki-tahotra. DIEM PROTESTANTA Ary nony nararak’izy ireo ny tao an-kitapony, dia indro samy am-ponosana tao an-kitapony avy ny volany. Ary rehefa nahita ireo vola voafono toy izany izy mbamin’ny rainy, dia samy raiki-tahotra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony nararak’izy ireo ny tao an-kitapony, dia indro samy am-ponosana tao an-kitapony avy ny volany. Ary rehefa nahita ireo vola voafono toy izany izy mbamin’ny rainy, dia samy raiki-tahotra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha nandraraka izay tao anatin’ny lasakany izy ireo, dia, indro, ny volany am-ponosana samy teo anatin’ny lasakany avy; ary rehefa nahita ny volany am-ponosana izy sy ny rainy, dia samy raiki-tahotra. Malagasy Bible Ary raha nandraraka izay tao anatin'ny lasakany izy ireo, dia, indro, ny volany am-ponosana samy teo anatin'ny lasakany avy; ary rehefa nahita ny volany am-ponosana izy sy ny rainy, dia samy raiki-tahotra. La Bible en Malgache Ary rehefa nandraraka izay tao anatin’ny lasakany izy ireo dia indro, ny volany dia tao am-ponosana samy tao anatin’ny lasakany avy. Nony nahita ny volany tao am-ponosana izy ireo sy ny rainy dia samy raiki-tahotra. |
Ataovy avo sasaka ny vola entinareo, ary ento indray koa ilay vola natao tao am-bava-lasàkanareo, sao hadisoana no nanaovana azy tao.
Koa nalain’ireo olona ireo izany fanomezana izany, ary nentiny teo an-tanany ny vola avo sasaka, mbamin’i Benjamina, dia niainga izy nidina nankany Ejipta, ary niseho teo anatrehan’i Josefa.
Nony tonga teo amin’ny toerana handrianay izahay, nanokatra ny lasàkanay, ka indreo ny volanay isany, samy teo am-bava-lasàkanay avy, sy samy tonga lanja avokoa; dia indro izy entinay miaraka aminay.
Dia nomen’i Josefa teny ilay mpikarakara ny tranony, nataony hoe: «Fenoy hanina ny lasàkan’ireo lehilahy ireo, araka izay zakany ho entina, ka ny volany samy ataovy eo am-bava-lasàkany avy.