Genesisy 41:46 - Baiboly Katolika
Efa telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’i Faraôna izy handeha hitety ny tany Ejipta rehetra.
Jereo ny toko
Telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Farao, mpanjakan’i Ejipta. Niala teo anatrehan’i Farao i Josefa ka nandeha nitety ny tany Ejipta manontolo.
Jereo ny toko
Telopolo taona i Jôsefa raha nentina teo anatrehan’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’ny Farao izy ka nandeha namakivaky ny tany Ejipta manontolo.
Jereo ny toko
Telopolo taona i Jôsefa raha nentina teo anatrehan’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’ny Farao izy ka nandeha namakivaky ny tany Ejipta manontolo.
Jereo ny toko
Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan’i Farao, mpanjakan’i Egypta. Dia niala teo anatrehan’i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.
Jereo ny toko
Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan'i Farao, mpanjakan'i Egypta. Dia niala teo anatrehan'i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.
Jereo ny toko
Telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Farao, mpanjakan’i Ejipta. Niala teo anatrehan’i Farao i Josefa ka nandeha nitety ny tany Ejipta manontolo.
Jereo ny toko