Ny omby vavy fito tsara tarehy dia fito taona; ny salohim-bary fito tsara tarehy dia fito taona koa; nofy iray ihany izany.
Genesisy 41:29 - Baiboly Katolika Indro hisy fito taona zina indrindra eran’ny tany Ejipta rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Indro, hisy fito taona tena zina manerana ny tany Ejipta rehetra. DIEM PROTESTANTA Indro hisy fito taona zina tokoa manerana an’i Ejipta manontolo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Indro hisy fito taona zina tokoa manerana an’i Ejipta manontolo. Baiboly Protestanta Malagasy Indro, hisy fito taona zina indrindra eran’ny tany Egypta rehetra; Malagasy Bible Indro, hisy fito taona zina indrindra eran'ny tany Egypta rehetra; La Bible en Malgache Indro, hisy fito taona tena zina manerana ny tany Ejipta rehetra. |
Ny omby vavy fito tsara tarehy dia fito taona; ny salohim-bary fito tsara tarehy dia fito taona koa; nofy iray ihany izany.
Manaraka izany, hisy kosa fito taona mosarena, ka amin’ny tany Ejipta ho hadino izany fahavokaram-be rehetra izany, ary ny mosary handevona ny tany.
Koa nahangona vary hoatra ny fasika any an-dranomasina i Josefa; ary noho ny fahabetsahany mihoa-pampana dia najanona ny fanisana azy, fa efa tsy tambo hisaina intsony.