ka tsy nitaredretra ny hanao izany zavatra izany razazalahy, fa fatra-pitia ny zanakavavin’i Jakôba izy, ary izy no tò teny indrindra tao an-tranon-drainy.
Genesisy 41:20 - Baiboly Katolika Nohanin’ireo omby vavy mahia sady ratsy tarehy iretsy omby vavy nialoha azy, dia ireo matavy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy. DIEM PROTESTANTA Dia nohanin’ireto ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy ireto ny ombivavy fito matavy izay nialoha azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nohanin’ireto ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy ireto ny ombivavy fito matavy izay nialoha azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy. Malagasy Bible Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy. La Bible en Malgache Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy. |
ka tsy nitaredretra ny hanao izany zavatra izany razazalahy, fa fatra-pitia ny zanakavavin’i Jakôba izy, ary izy no tò teny indrindra tao an-tranon-drainy.
Nanaraka ireo, dia indreo omby vavy fito hafa koa, mahia, ratsy tarehy, sady kaozatra erỳ, tsy mbola hitako izay ratsy toy izany teto amin’ny tany Ejipta rehetra.
ka tafiditra tao an-kibony ireo; nefa tsy fantatra ho mby ao an-kibony akory, fa mbola ratsy toy ny taloha ihany ny fijery azy. Izay dia nahatsiaro aho.
Nanaraka ireo indray dia indreto omby vavy fito hafa ratsy tarehy, mahia niakatra avy ao amin’ny ony, dia nankeo anilan’iretsy omby vavy efa teo amoron’ny ony rahateo.