dia niantso ny mpanompo tao an-tranony izy, ary niteny taminy nanao hoe: «Jereo fa nampidirany Hebrio hisangy antsika. Nidiran-dralehilahy iny teto aho, handriany amiko, ka niantsoantso mafy erỳ aho.»
Genesisy 39:15 - Baiboly Katolika «Nony injay reny nanandra-peo niantso mafy aho, ny lambany navelany eto anilako, ary nandositra any alatrano izy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony reny fa nanandratra ny feoko aho ka niantsoantso dia navelany teto anilako ny akanjony ka lasa nandositra any alatrano izy. DIEM PROTESTANTA Fa raha vao nandre ahy nanandra-peo sy niantsoantso izy, dia nandositra nivoaka ny trano ka namela ny lambany teto anilako. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha vao nandre ahy nanandra-peo sy niantsoantso izy, dia nandositra nivoaka ny trano ka namela ny lambany teto anilako. Baiboly Protestanta Malagasy ary nony reny fa nanandratra ny feoko aho ka niantso, dia navelany teto anilako ny akanjony, ary nandositra iny ka lasa any ala-trano. Malagasy Bible ary nony reny fa nanandratra ny feoko aho ka niantso, dia navelany teto anilako ny akanjony, ary nandositra iny ka lasa any ala-trano. La Bible en Malgache Nony reny fa nanandratra ny feoko aho ka niantsoantso dia navelany teto anilako ny akanjony ka lasa nandositra any alatrano izy. |
dia niantso ny mpanompo tao an-tranony izy, ary niteny taminy nanao hoe: «Jereo fa nampidirany Hebrio hisangy antsika. Nidiran-dralehilahy iny teto aho, handriany amiko, ka niantsoantso mafy erỳ aho.»
Dia napetrany teo anilany teo ihany ny lamban’i Josefa, mandra-podian’ny tompony ao an-trano.
Mihombo mafy amin’ny hevi-dratsiny izy; mifanolo-tsaina hamela-pandrika izy; ka manao hoe: «Iza moa no hahita izany?»