Ary nanonofy izy, ka indro, nisy tohatra anankiray niorina tamin’ny tany tafapaka amin’ny lanitra ny lohany; ary nisy Anjelin’Andriamanitra niakatra sy nidina teo aminy.
Genesisy 37:19 - Baiboly Katolika Nifampiteny toy izao izy ireo: «Indry erỳ ilay mpanonofy; izy tokoa iny avy iny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niresaka izy ireo hoe: Indro fa tamy ilay mpanonofy; DIEM PROTESTANTA ka nifampiresaka hoe: –He, inty tamy ilay mpanonofy! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka nifampiresaka hoe: –He, inty tamy ilay mpanonofy! Baiboly Protestanta Malagasy Dia niresaka hoe izy: Indro, tamy ilay mpanonofy. Malagasy Bible Dia niresaka hoe izy: Indro, tamy ilay mpanonofy. La Bible en Malgache Niresaka izy ireo hoe: Indro fa tamy ilay mpanonofy; |
Ary nanonofy izy, ka indro, nisy tohatra anankiray niorina tamin’ny tany tafapaka amin’ny lanitra ny lohany; ary nisy Anjelin’Andriamanitra niakatra sy nidina teo aminy.
Mbola lavitra izy dia tazany, ka talohan’ny nahatongavany teo akaikiny, dia niray tetika hamono azy izy ireo.
Andeha hovonointsika izy, ka hatsipintsika ao anatin’ny iray amin’ireto lavaka fantsakana ireto, sy holazaintsika hoe: nohanin’ny biby masiaka, ary ho hitantsika amin’izany izay hiafaran’ny nofiny.»
Nanonofy i Josefa ary notantarainy tamin’ireo rahalahiny izany; ka vao mainka koa nankahalàny azy.