I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;
Genesisy 36:29 - Baiboly Katolika Izao no loham-pirenena amin’ny Hôreanina: i Laotàna loham-pirenena, i Sobala loham-pirenena, i Sebeôna loham-pirenena, i Anà loham-pirenena, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny, DIEM PROTESTANTA Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no loham-pirenena tamin’ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Malagasy Bible Ary izao no loham-pirenena tamin'ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny La Bible en Malgache Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny, |
I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;
Izao kosa no zanaka lahin’i Seira Hôreanina, izay efa nonina teo amin’ny tany rahateo: i Laotàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Disona, i Eserà ary i Disàna.
i Disona loham-pirenena, i Esera loham-pirenena, i Disana loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Hôreanina izay samy loham-pirenena any amin’ny tanin’i Seirà.