Genesisy 36:26 - Baiboly Katolika Izao no zanaka lahin’i Disona: i Hamdàna, i Esebàna, i Jetrama ary i Karàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. DIEM PROTESTANTA Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no zanakalahin’i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. Malagasy Bible Ary izao no zanakalahin'i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. La Bible en Malgache Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana. |