Genesisy 36:23 - Baiboly Katolika Izao no zanakalahin’i Sobala: i Alvana, i Manahata, i Ebala, i Sefao, ary i Onama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireto no zanakalahin’i Sobala: I Alvana, i Manahata, i Ebala, i Sefò ary i Onama. DIEM PROTESTANTA Ireto no zanakalahin’i Sôbala: i Halevàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Onama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto no zanakalahin’i Sôbala: i Halevàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Onama. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no zanakalahin’i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. Malagasy Bible Ary izao no zanakalahin'i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. La Bible en Malgache Ireto no zanakalahin’i Sobala: I Alvana, i Manahata, i Ebala, i Sefò ary i Onama. |
Izao no zanaka lahin’i Sebeôna: i Ajà sy i Anà. Io Anà io no nahita ny loharano mafana tany an’efitra, raha niandry ny ampondran’i Sebeôna rainy izy.
Zanak’i Sobala: i Aliàna, i Manahata, i Ebala, i Sefà, ary i Omana. Zanak’i Sebôna: i Aià sy i Anà. Zanak’i Anà: i Disona.