Ary ianao, ry tilikambon’ny andiam-biby fiompy, tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna, ho tonga hatreo aminao, dia hiverina aminao ny fanapahana taloha, dia ny fanjakana izay ananan’ny zanaka vavin’i Jerosalema.
Genesisy 35:21 - Baiboly Katolika Niainga indray i Israely, dia niorin-day tao ambadik’i Magdala-Edera. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lasa nifindra Israely ka nanorina ny tranolainy tany ankoatra an’i Migdala-Edera. DIEM PROTESTANTA Dia niala teo i Jakôba ka nanorin-day tao ambadik’i Migdala-Hedera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niala teo i Jakôba ka nanorin-day tao ambadik’i Migdala-Hedera. Baiboly Protestanta Malagasy Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr’i Migdaledera. Malagasy Bible Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr'i Migdaledera. La Bible en Malgache Dia lasa nifindra Israely ka nanorina ny tranolainy tany ankoatra an’i Migdala-Edera. |
Ary ianao, ry tilikambon’ny andiam-biby fiompy, tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna, ho tonga hatreo aminao, dia hiverina aminao ny fanapahana taloha, dia ny fanjakana izay ananan’ny zanaka vavin’i Jerosalema.
Ary tamin’izany tany izany nisy mpiandry ondry nitoetra tany an-tsaha niambina ny ondriny nandritra ny alina.
Ny tanàna izay ao amin’ny fara sisin’ny fokon-taranak’i Jodà, manolotra ny faritanin’i Edôma, ny tao amin’i Negeba, dia i Kabseela, i Edera, i Jagora,