Genesisy 33:7 - Baiboly Katolika nanatona koa i Lià sy ny zanany, ka niankohoka; farany, nanatona i Josefa sy i Rasela ka niankohoka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanatona koa i Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, nanatona i Josefa sy Rahely ka niankohoka. DIEM PROTESTANTA Nanatona ihany koa i Leà sy ny zanany ka niankohoka; ary farany dia nanatona koa i Jôsefa sy i Rahely ka niankohoka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanatona ihany koa i Leà sy ny zanany ka niankohoka; ary farany dia nanatona koa i Jôsefa sy i Rahely ka niankohoka. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanatona koa Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, dia nanatona koa Josefa sy Rahely ka niankohoka. Malagasy Bible Dia nanatona koa Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, dia nanatona koa Josefa sy Rahely ka niankohoka. La Bible en Malgache Nanatona koa i Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, nanatona i Josefa sy Rahely ka niankohoka. |
Ary hoy i Esao: «Kasainao hatao inona avy ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny?» Dia hoy i Jakôba: «Ny mba hahitako fitia eo imason’ny tompoko.»