Omeo ahy ireo vadiko nanompoako anao, mbamin’ireo zanako dia handeha aho; fa fantatrao izay fanompoako nataoko taminao izay.»
Genesisy 31:6 - Baiboly Katolika Fantatrareo ny nanompoako an-drainareo tamin’ny heriko rehetra, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo, DIEM PROTESTANTA Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako an-drainareo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako an-drainareo, Baiboly Protestanta Malagasy Ary fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo. Malagasy Bible Ary fantatrareo fa tamin'ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo. La Bible en Malgache Fantatrareo fa tamin’ny heriko rehetra no nanompoako ny rainareo, |
Omeo ahy ireo vadiko nanompoako anao, mbamin’ireo zanako dia handeha aho; fa fantatrao izay fanompoako nataoko taminao izay.»
Hoy i Jakôba taminy: «Fantatrao ny nanompoako anao sy ny tonga toetry ny biby fiompinao, nony mby tamiko.
sy ny namitahan-drainareo ahy, fa efa navadiny impolo izao ny karamako; nefa tsy navelan’Andriamanitra hahafaty antoka ahy izy.
Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo, amin-tahotra sy fanajana lehibe, tsy ny tsara sy ny malemy fanahy ihany, fa ny saro-po koa.