Noho izany handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy, ka hikambana amin’ny vadiny; ary ho nofo iray ihany izy ireo.
Genesisy 31:14 - Baiboly Katolika Dia namaly i Rasela sy i Lià, ka nanao hoe: «Inona intsony moa no anjara sy lova ho anay ao an-tranon-drainay? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia namaly azy Rahely sy i Lea hoe: Mbola misy anjara lova ho anay va ao an-tranon’ny rainay? DIEM PROTESTANTA Dia namaly an’i Jakôba i Leà sy i Rahely ka nanao hoe: –Inona intsony moa no anjaranay sy lovanay ato an-tranon’i dada? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia namaly an’i Jakôba i Leà sy i Rahely ka nanao hoe: –Inona intsony moa no anjaranay sy lovanay ato an-tranon’i dada? Baiboly Protestanta Malagasy Dia namaly Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe: Mbola misy anjara sy lova ho anay va ao an-tranon’ny rainay? Malagasy Bible Dia namaly Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe: Mbola misy anjara sy lova ho anay va ao an-tranon'ny rainay? La Bible en Malgache Dia namaly azy Rahely sy i Lea hoe: Mbola misy anjara lova ho anay va ao an-tranon’ny rainay? |
Noho izany handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy, ka hikambana amin’ny vadiny; ary ho nofo iray ihany izy ireo.
Izaho no Andriamanitr’i Betela izay nanosoranao tsangam-bato sy nanaovanao voady. Ary ankehitriny, miaingà ianao, mialà amin’ity tany ity, ka modia any amin’ny tany nahaterahanao.› »
Dia hoy ny vahoaka rehetra teo am-bavahady mbamin’ny loholona: «Vavolombelona izahay. Enga anie ka hataon’i Iaveh tahaka an-dRasela sy i Lià ny vehivavy izay miditra ao an-tranonao, dia tahaka azy roa vavy izay nanangana ny tranon’i Israely. Ary ianao kosa, matanjaha any Efrata ary aoka ianao hampanan-daza ny anaranao any Betlehema.