Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
Genesisy 29:9 - Baiboly Katolika Mbola, niresaka tamin’ireo teo i Jakôba, no tonga i Rasela nitondra ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy. DIEM PROTESTANTA Raha mbola niresaka tamin’ireo i Jakôba, dia tonga i Rahely niaraka tamin’ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha mbola niresaka tamin’ireo i Jakôba, dia tonga i Rahely niaraka tamin’ny ondrin-drainy, fa mpiandry ondry izy. Baiboly Protestanta Malagasy Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman-osin-drainy; fa mpiandry ondry izy. Malagasy Bible Raha mbola niteny taminy izy; dia, indro, tamy Rahely nitondra ny ondry aman'osin-drainy; fa mpiandry ondry izy. La Bible en Malgache Raha mbola niteny tamin’izy ireo i Jakoba dia indro tamy Rahely nitondra ny ondry aman’osin’ny rainy; fa mpiandry ondry izy. |
Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
Vao hitan’i Jakôba i Rasela, zanak’i Labàna, anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labàna anadahin-dreniny, dia nanatona izy nanakodia ny vato nanarona ny vava lavaka fantsakana sy nampisotro ny ondrin’i Labàna, anadahin-dreniny;
Hoy ny navalin’ireo: «Tsy azonay atao izany raha tsy efa tafangona ny andiam-biby fiompy rehetra, sy efa voakodia hiala amin’ny vava lavaka fantsakana ny vato, vao mampisotro ny ondry izahay.»
Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy i Môizy ka nomen’io ho vadiny i Sefôrà zanany vavy.
Niakatra ny fiakarana mankao an-tanàna izy ireo, no nifanena tamin’ireto zazavavy nivoaka hantsaka rano, ka nanao tamin’ireo hoe: «Ao ihany va ny mpahita?»