Ary hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Omeo ahy ny vadiko fa tapitra ny fetr’androko dia hankaminy aho.»
Genesisy 29:22 - Baiboly Katolika Dia novorin’i Labàna ny olona rehetra tamin’io fitoerana io, ka nanao fanasana izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana. DIEM PROTESTANTA Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana. Malagasy Bible Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana. La Bible en Malgache Dia nampamory ny tompon-tany rehetra ary i Labana ka nanao fanasana. |
Ary hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Omeo ahy ny vadiko fa tapitra ny fetr’androko dia hankaminy aho.»
Nony hariva ny andro, dia i Lià, zanany vavy, no nalainy, nentiny tao amin’i Jakôba, ka niraisan’i Jakôba.
Dia hoy ilay Anjely tamiko: «Soraty: Sambatra izay nasaina ho amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.» Sady nampiany hoe: Tena tenin’Andriamanitra marina tokoa ireo teny ireo.