Dia nandeha naka i Jakôba, ka nitondra izany tamin-dreniny, nanaovany nahandro tsara araka ilay tian-drainy.
Genesisy 27:31 - Baiboly Katolika Mba nanao nahandro tsara koa izy, ka nitondra izany tao amin-drainy, ary nanao tamin-drainy hoe: «Aoka hiarina ny raiko sy hihinana ny hazan’ny zanany, mba hitsofan’ny fanahinao rano ahy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izy koa dia efa nanamboatra sakafo matsiro ka nitondra izany teo amin’ny rainy. Dia hoy izy tamin’ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan’ny zanany mba hitsofanao rano ahy! DIEM PROTESTANTA Nanamboatra hanim-py koa izy dia nitondra izany tany amin’ny rainy sady niteny taminy hoe: –Miarena, ry dada, mihinàna amin’ny haza namboariko, mba hitsofanao rano ahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanamboatra hanim-py koa izy dia nitondra izany tany amin’ny rainy sady niteny taminy hoe: –Miarena, ry dada, mihinàna amin’ny haza namboariko, mba hitsofanao rano ahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy koa nanao hanim-py ka nitondra azy tao amin’ny rainy; ary hoy izy tamin’ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan’ny zanany, mba hitsofan’ny fanahinao rano ahy. Malagasy Bible Ary izy koa nanao hanim-py ka nitondra azy tao amin'ny rainy; ary hoy izy tamin'ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin'ny hazan'ny zanany, mba hitsofan'ny fanahinao rano ahy. La Bible en Malgache Izy koa dia efa nanamboatra sakafo matsiro ka nitondra izany teo amin’ny rainy. Dia hoy izy tamin’ny rainy: Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan’ny zanany mba hitsofanao rano ahy! |
Dia nandeha naka i Jakôba, ka nitondra izany tamin-dreniny, nanaovany nahandro tsara araka ilay tian-drainy.
Ary hoy i Jakôba tamin-drainy: «Izaho no Esao zanakao lahy matoa. Vitako ny nasainao nataoko ka masìna ianao, miarena ary mipetraha hihinana ny hazako, mba hitsofan’ny fanahinao rano ahy.»
Vao avy nitso-drano an’i Jakôba i Isaaka, ary vao nandao an’i Isaaka rainy i Jakôba, no tonga avy any am-pihazana kosa i Esao, rahalahiny.
Dia anaovy nahandro tsara ho ahy izany, araka ilay tiako; ka ento aty amiko hohaniko, mba hitsofan’ny fanahiko rano anao, dieny mbola tsy maty aho.»