Ary hoy i Abrahama tamin’ny mpanompony, ilay tranainy indrindra tao an-tranony, nanapaka ny fananany rehetra: «Ataovy ato ambanin’ny feko ny tananao,
Genesisy 24:34 - Baiboly Katolika Hoy izy: «Mpanompon’i Abrahama aho. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy Ralehilahy: Mpanompon’i Abrahama aho. DIEM PROTESTANTA Dia namaly ilay rangahy hoe: –Mpanompon’i Abrahama aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia namaly ilay rangahy hoe: –Mpanompon’i Abrahama aho. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy ralehilahy: Mpanompon’i Abrahama aho. Malagasy Bible Dia hoy ralehilahy: Mpanompon'i Abrahama aho. La Bible en Malgache Dia hoy Ralehilahy: Mpanompon’i Abrahama aho. |
Ary hoy i Abrahama tamin’ny mpanompony, ilay tranainy indrindra tao an-tranony, nanapaka ny fananany rehetra: «Ataovy ato ambanin’ny feko ny tananao,
Raha efa izany, naroson’i Labàna ny sakafo; fa hoy ralehilahy: «Tsy hihinana aho raha tsy efa voalazako ny teny hambarako.» «Lazao àry,» hoy i Labàna.