Ezra 8:7 - Baiboly Katolika
tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;
Jereo ny toko
i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;
Jereo ny toko
i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;
Jereo ny toko
i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;
Jereo ny toko
Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fito-polo lahy;
Jereo ny toko
Jesaia, zanak'i Atalia, avy tamin'ny taranak'i Elama, mbamin'ny namany fito-polo lahy;
Jereo ny toko
i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;
Jereo ny toko