Ezra 7:9 - Baiboly Katolika
Tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany izy no niainga hiakatra niala tany Babilôna ary tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy no nahatongavany tao Jerosalema, nomban’ny tanan’ny Andriamaniny manisy soa.
Jereo ny toko
Fa tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany no niaingany niakatra avy tany Babilona; ary tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema araka ny soa nataon’ny tanan’Andriamaniny taminy.
Jereo ny toko
Ny andro voalohan’ny volana voalohany no niaingan’i Hezrà avy tany Babilôna; ary ny andro voalohan’ny volana fahadimy no nahatongavany tao Jerosalema noho ny fiarovana mahery nombàn’Andriamanitra azy.

Fa tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany no niaingany niakatra avy tany Babylona; ary tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema araka ny soa nataon’ny tànan’Andriamaniny taminy.
Jereo ny toko
Fa tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany no niaingany niakatra avy tany Babylona; ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamaniny taminy.