Ezra 5:16 - Baiboly Katolika
Dia tonga io Sasabasara io, ka nandatsaka ny fototry ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema, ka hatramin’izay andro izay ka mandrak’ankehitriny dia natao ihany izy, saingy mbola tsy efa.
Jereo ny toko
Dia avy i Sesbazara ka nametraka ny fanorenan’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin’izay andro izay ka mandraka ankehitriny dia efa natsangana ihany izy saingy tsy mbola vita.
Jereo ny toko
Dia tonga tao Jerosalema i Sesebatsàro ka nandatsaka ny fototr’ilay tranon’Andriamanitra; ary hatramin’izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia natao ihany izy saingy tsy mbola vita.›

Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin’izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita.
Jereo ny toko
Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin'izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita.