Ezra 4:9 - Baiboly Katolika «I Rehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, ny avy any Dina, Afarsatàka, Terfala, Afarsà, Erkkoà, Babilôna, Sosa, Dehà, Elama, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babiloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, DIEM PROTESTANTA «Avy amin’i Rehoma governora sy amin’i Simsay mpitantsoratra ary avy amin’ireo namany hafa mifehy ny valovotaka: dia ny Dinaîta sy Afarsatekita ary Tarpelita, ny Afarsaîta sy Arkevita ary Babilônianina, ny Sosanita sy Dehavita ary Helamita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Avy amin’i Rehoma governora sy amin’i Simsay mpitantsoratra ary avy amin’ireo namany hafa mifehy ny valovotaka: dia ny Dinaîta sy Afarsatekita ary Tarpelita, ny Afarsaîta sy Arkevita ary Babilônianina, ny Sosanita sy Dehavita ary Helamita, Baiboly Protestanta Malagasy Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, Malagasy Bible Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, La Bible en Malgache I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babiloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, |
Olona nasain’ny mpanjakan’i Asiria ho avy any Babilôna sy any Kota sy any Avah, sy any Emata, ary any Sefarvaima no namponeniny tany amin’ny tanànan’i Samaria, hisolo ny zanak’i Israely, ka dia ireny no nahazo an’i Samaria, sy nonina tamin’ny tanànany.
I Rehoma governora sy i Samsaì mpanoratra, nanoratra ho any amin’i Artakserksesa, nilaza ny amin’i Jerosalema, ka toy izao no teny ao amin’ny taratasy:
Tamin’io fotoana io ihany dia tonga tao amin’izy ireo i Tatanaì, governoran’ny any an-dafin’ny ony, mbamin’i Starbôzanay sy ny namany, ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Iza no nanome alalana anareo hanao ity trano ity sy hanangana ireo manda ireo?»
Izao no kôpian’ny taratasy ho an’i Dariosa mpanjaka, nalefan’i Tatanaì, governoran’ny eny an-dafin’ny ony, sy i Starbôzanay, mbamin’ireo namany any Arfasàka, monina any an-dafin’ny ony.
Koa ankehitriny, ry Tatanaì governora any an-dafin’ny ony, sy i Starbôzanay, mbamin’ireo namanareo ao Afarsàka, ianareo any an-dafin’ny ony, dia mihataha tsy hitoetra ao,
Misy fahitana mahatsiravina naseho tamiko: ny mpandroba, mandroba; ny mpandrava, mandrava. «Iakaro, ry Elama! Hodidino, ry Meda! Hatsahatro ny fisentoana rehetra.»
ny mpanjaka rehetra any Zambrì, ny mpanjaka rehetra any Elama, mbamin’ny mpanjaka rehetra any Media;
Ny tenin’i Iaveh izay natao tamin’i Jeremia mpaminany, ny amin’i Elama, tamin’ny niandohan’ny nanjakan’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà, nanao hoe:
Ao ry i Elama, mbamin’ny vahoakany rehetra alinalina manodidina ny fasany; voatrobaka avokoa, lavon’ny sabatra avokoa; ireo tsy voafora nidina tany ambanin’ny tany, izay efa naharaiki-tahotra, teny amin’ny tanin’ny velona; nivesatra ny fahafaham-barakany izy ireo, miaraka amin’izay nidina any an-davaka.
dia ny Parta, ny Meda, ny Elamita, sy ny mponina any Mesôpôtamia, Jodea, Kapadôsa, Pônto, Azia,