Ezra 4:8 - Baiboly Katolika I Rehoma governora sy i Samsaì mpanoratra, nanoratra ho any amin’i Artakserksesa, nilaza ny amin’i Jerosalema, ka toy izao no teny ao amin’ny taratasy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra no nanoratra ny taratasy toy izao ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka mba ho fanendrikendrehana an’i Jerosalema: DIEM PROTESTANTA I Rehoma governora sy i Simsay mpitantsorany dia nanoratra taratasy anankiray koa ho an’ny amperôra Artakserksesa ny amin’i Jerosalema. Toy izao no fanombohan’izany: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Rehoma governora sy i Simsay mpitantsorany dia nanoratra taratasy anankiray koa ho an’ny amperôra Artakserksesa ny amin’i Jerosalema. Toy izao no fanombohan’izany: Baiboly Protestanta Malagasy Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra dia nanoratra taratasy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka hanendrikendrika an’i Jerosalema toy izao: Malagasy Bible Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra dia nanoratra taratasy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka hanendrikendrika an'i Jerosalema toy izao: La Bible en Malgache I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra no nanoratra ny taratasy toy izao ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka mba ho fanendrikendrehana an’i Jerosalema: |
I Sadôka zanak’i Akitoba sy i Akimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; i Saraiasa no mpanoratra;
ka niantso ny mpanjaka. Ary i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin’izy ireo, mbamin’ny Sobnà mpanoratra, i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry boky.
Izao no valy nalefan’ny mpanjaka ho an-dRehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, monina ao Samaria sy amin’ny tanàna hafa any an-dafin’ny ony: Arahaba, sns.
Ary tamin’ny andron’i Artakserksesa, i Beselama, i Mitridata, i Tabeela, mbamin’ireo namany sisa, dia nanoratra ho any amin’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa; tarehin-tsoratra arameanina no nanoratany ny taratasy, ary nadikany ho fiteny arameanina.
«I Rehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, ny avy any Dina, Afarsatàka, Terfala, Afarsà, Erkkoà, Babilôna, Sosa, Dehà, Elama,