Nony ren’ny fahavalon’i Jodà sy i Benjamina fa hoe manao tempoly ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny zanaky ny fahababoana,
Ezra 4:10 - Baiboly Katolika ary ny vahoaka sisa, izay nentin’i Asnafara, lehibe sady malaza, nafindrany sy namponeniny ao an-tanànan’i Samaria sy amin’ny tany sasany atỳ an-dafin’ny ony, sns.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mbamin’ny firenena sisa izay noentin’i Asnapara lehibe sady malaza, ho babo, ary namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin’ny tany sasany etỳ andafin’ny ony Eofrata.... DIEM PROTESTANTA mbamin’ny firenena hafa nafindran’i Asnapara mpanjaka lehibe sady malaza, ka namponeniny tamin’ireo tanànan’i Samaria na tamin’ny toerana sisa atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata,...» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara mbamin’ny firenena hafa nafindran’i Asnapara mpanjaka lehibe sady malaza, ka namponeniny tamin’ireo tanànan’i Samaria na tamin’ny toerana sisa atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata,...» Baiboly Protestanta Malagasy mbamin’ny firenena sisa izay nentin’i Asnapara lehibe sady malaza ho babo, ka namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin’ny tany sasany etỳ an-dafin’ny ony etỳ..... Malagasy Bible mbamin'ny firenena sisa izay nentin'i Asnapara lehibe sady malaza ho babo, ka namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin'ny tany sasany etỳ an-dafin'ny ony etỳ... La Bible en Malgache mbamin’ny firenena sisa izay noentin’i Asnapara lehibe sady malaza, ho babo, ary namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin’ny tany sasany etỳ andafin’ny ony Eofrata.... |
Nony ren’ny fahavalon’i Jodà sy i Benjamina fa hoe manao tempoly ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny zanaky ny fahababoana,
Izao no kôpian’ny taratasy nampitondrainy an’i Artakserksesa mpanjaka: Ny mpanomponao, ny olona atỳ an-dafin’ny ony, sns.
Izao no valy nalefan’ny mpanjaka ho an-dRehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, monina ao Samaria sy amin’ny tanàna hafa any an-dafin’ny ony: Arahaba, sns.
I Artakserksesa mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Esdrasa mpisorona sy mpampiana-dalàna, mahay ny lalàn’ny Andriamanitry ny lanitra, sns.
«Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sy mahery sady mahatahotra, Ianao izay mitana ny fanekena sy ny famindram-po, dia aoka tsy ho zavatra kely eo imasonao ny fahoriana rehetra efa nanjò anay dia ny tenanay, ny mpanjakanay, ny lehibenay, ny mpisoronay, ny mpaminaninay, ny razanay, ary ny vahoakanao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria, ka mandrak’izao anio izao.
Koa ataovy amin’izy rehetra àry izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana, tahotra ho an’izay tokony hatahorana, ary haja ho an’izay tokony hohajaina.