Ny mponina voalohany, nonina tamin’ny taniny, tamin’ny tanànany, dia ny Israelita, ny Mpisorona, ny Levita, ary ny Natineanina.
Ezra 2:43 - Baiboly Katolika Natineanina: ny taranak’i Sihà, ny taranak’i Tabaôta, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny Netinima dia izao: Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota, DIEM PROTESTANTA Ny amin’ireo mpanampy ny Levita koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Tsihà, i Hasofà, i Tabahôta, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny amin’ireo mpanampy ny Levita koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Tsihà, i Hasofà, i Tabahôta, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota, Malagasy Bible Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota, La Bible en Malgache Ny Netinima* dia izao: Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota, |
Ny mponina voalohany, nonina tamin’ny taniny, tamin’ny tanànany, dia ny Israelita, ny Mpisorona, ny Levita, ary ny Natineanina.
Taranaky ny mpiandry varavarana: 139 no totalin’ny taranak’i Seloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Telmôna, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sôbay.
Maromaro koa tamin’ny zanak’i Israely, mpisorona, Levita, mpihira, mpiandry varavarana, ary Natineanina, no niakatra ho any Jerosalema tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka.
Nirahiko ho any amin’i Edô loholona, ao amin’ny fitoerana atao hoe Kasfià izy ireo; dia nofahanako teny hambara amin’i Edô, mbamin’ireo Natineanina rahalahiny any amin’ny fitoerana atao hoe Kasfià izy, mba hitondrany mankatỳ aminay izay ho mpandraharaha ao amin’ny tranon’ny Andriamanitray.
ary ny avy amin’ny Natineanina izay nomen’i Davida sy ny loholona hanompo ny Levita, Natineanina 220 samy voatendry amin’ny anarany.
Ny Natineanina dia nonina teo amin’ny faritanin’i Ofela: i Sihà sy i Gasfà no nifehy ny Natineanina.
Izao no loham-pianakaviana avy any ambanivohitra tonga nonina tao Jerosalema. Tany amin’ny tanànan’i Jodà, samy nonina teo amin’ny taniny aman-tanànany avy: dia i Israely, ny mpisorona sy ny Levita ary ny Natineanina mbamin’ny mpanompon’i Salômôna.
Ary ny Natineanina dia nonina teo amin’ny Ofela, hatreo an-tandrifin’ny vavahadin’ny Rano, any atsinanana, sy ny tilikambo mandroso.
hatolotrao ny Levita ho an’i Aarôna sy ny zanakalahiny: dia ho voatolotra mihitsy ho azy izy ireo eo amin’ny zanak’i Israely.