Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Ezra 2:11 - Baiboly Katolika

nisy 623 ny taranak’i Belay;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny taranak’i Bebay: Telo amby roapolo sy eninjato;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny terak’i Bebay dia nisy lehilahy 623;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny terak’i Bebay dia nisy lehilahy 623;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny taranak’i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny taranak'i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny taranak’i Bebay: Telo amby roapolo sy eninjato;

Jereo ny toko



Ezra 2:11
5 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Bebay: i Johanàna, i Anania, i Zabay, i Atalay;


nisy 642 ny taranak’i Banỳ;


nisy 1.222 ny taranak’i Azagada;


tamin’ny taranak’i Bebay, i Zakaria zanak’i Bebay mbamin’ireo 28 lahy niaraka taminy;


nisy 628 ny taranak’i Bebaì;