Ezra 10:43 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Nebô: i Jehiela, i Matatiasa, i Zabada, i Zabinà, i Jedao, i Joela, ary i Banaiasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia i Jeiela, i Matitia, i Zabada, i Zebina, i Jadao, i Joela ary i Benaia. DIEM PROTESTANTA tamin’ny taranak’i Nebao, dia ry i Jehiela sy i Matitià ary i Zabada sy i Zebinà mbamin’i Jadao sy i Jôela ary i Benaià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tamin’ny taranak’i Nebao, dia ry i Jehiela sy i Matitià ary i Zabada sy i Zebinà mbamin’i Jadao sy i Jôela ary i Benaià. Baiboly Protestanta Malagasy ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia. Malagasy Bible ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia. La Bible en Malgache ary ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia i Jeiela, i Matitia, i Zabada, i Zebina, i Jadao, i Joela ary i Benaia. |
I Nebô ary i Baalmeôna izay samy novany anarana ary i Sabamà, ka samy nomeny ny anarana ny tanàna naoriny.