Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 7:27 - Baiboly Katolika

Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, hataoko hidiran-doza, avy amin’ny sahona ny taninao manontolo.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Fa raha mandà tsy hamela azy handeha ianao, indro Aho hamely ny taninao rehetra amin’ny sahona;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Fa raha mandà ianao, dia ho hitanao fa hasiany amin’ny sahona ny faritaninao manontolo:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fa raha mandà ianao, dia ho hitanao fa hasiany amin’ny sahona ny faritaninao manontolo:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Fa raha mandà ka tsy mandefa azy hianao, indro, Izaho hamely ny taninao rehetra amin’ny sahona;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Fa raha mandà tsy hamela azy handeha ianao, indro Aho hamely ny taninao rehetra amin’ny sahona;

Jereo ny toko



Eksodosy 7:27
0 Rohy Ifampitohizana