Eksodosy 40:28 - Baiboly Katolika Nataony teo amin’ny fidirana amin’ny Fonenana ny varavarana lamba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nataony teo amin’ny varavaran’ny tabernakely ny varavarana lamba. DIEM PROTESTANTA Natsangana ny varavarana lamba teo am-pidirana mankao amin’ny fonena-masina; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Natsangana ny varavarana lamba teo am-pidirana mankao amin’ny fonena-masina; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny varavarana lamba dia nataony teo amin’ny varavaran’ny tabernakely; Malagasy Bible Ary ny varavarana lamba dia nataony teo amin'ny varavaran'ny tabernakely; La Bible en Malgache Nataony teo amin’ny varavaran’ny tabernakely ny varavarana lamba. |
Nataony teo amin’ny fidirana amin’ny Fonenana, amin’ny trano lay fihaonana, ny ôtely fanaovan-tsorona dorana, dia nanolorany ny sorona dorana sy ny fanatitra araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Hataonao eo anoloan’ny fiaran’ny vavolombelona ny ôtely volamena fandoran-java-manitra, ary hataonao eo amin’ny fidirana ao amin’ny Fonenana ny varavarana lamba.
Izaho no varavarana. Raha Izaho no hidiran’ny olona, dia hovonjena izy, ka hiditra sy hivoaka, sady hahita hanina.
Ary hoy i Jesoa taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.