Fa nalain’i Sefôrà ny fiharatra vato ka noforàny ny zanany lahy, dia nakasiny ny tongotr’i Môizy ny nesoriny teo, nataony hoe: «Vady tamin-dra ianao.»
Eksodosy 4:26 - Baiboly Katolika Dia tsy naninona azy i Iaveh. Tamin’izay no nilazan-dravehivavy hoe: «Vady tamin-dra noho ny famorana.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niala taminy Izy rehefa hoy Ravehivavy hoe: Vady azo tamin’ny fandatsahan-dra ianao, noho ny famorana. DIEM PROTESTANTA Dia nialan’Andriamanitra tsy nataony inona i Mosesy. Nolazain’i Tsipôrà hoe «vady azo tamin’ny ra» i Mosesy noho ny famorana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nialan’Andriamanitra tsy nataony inona i Mosesy. Nolazain’i Tsipôrà hoe «vady azo tamin’ny ra» i Mosesy noho ny famorana. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niala taminy Izy; ary hoy ravehivavy: Vady azo amin’ny fandatsahan-dra hianao, noho ny fora. Malagasy Bible Dia niala taminy Izy; ary hoy ravehivavy: Vady azo amin'ny fandatsahan-drà ianao, noho ny fora. La Bible en Malgache Dia niala taminy Izy rehefa hoy Ravehivavy hoe: Vady azo tamin’ny fandatsahan-dra ianao, noho ny famorana. |
Fa nalain’i Sefôrà ny fiharatra vato ka noforàny ny zanany lahy, dia nakasiny ny tongotr’i Môizy ny nesoriny teo, nataony hoe: «Vady tamin-dra ianao.»
Ary i Iaveh nilaza tamin’i Aarôna hoe: «Mandehana mitsena an’i Môizy any an’efitra.» Dia niainga i Aarôna, ka nifanena tamin’i Môizy teo an-tendrombohitr’Andriamanitra ary nanoroka azy.