Eksodosy 39:12 - Baiboly Katolika andalana fahatelo: ôpala, agata, ametista; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny andalana fahatelo dia opala sy agata ary ametista; DIEM PROTESTANTA ny laharana fahatelo dia ôpaka sy agata ary ametista; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny laharana fahatelo dia ôpaka sy agata ary ametista; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny andalana fahatelo dia opala sy agata ary ametysta; Malagasy Bible ary ny andalana fahatelo dia opala sy agata ary ametysta; La Bible en Malgache ny andalana fahatelo dia opala sy agata ary ametista; |
andalana fahefatra: krizôlita, berila, jaspa. Samy voahodidina rôzy kely volamena ireo vato ireo avy, teo amin’izay nandatsahana azy.