«Hanao fanaovan-jiro amin’ny volamena madio ianao; hataonao an-tefiny avokoa izy mbamin’ny faladiany sy ny tahony, ary fonjany iray ihany ny ravim-boninkazo, ny bokony ary ny voniny,
Eksodosy 37:20 - Baiboly Katolika Teo amin’ny tahon’ny fanaovan-jiro nisy ravim-boniny efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny, DIEM PROTESTANTA Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary teo amin’ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amygdala, mbamin’ny kiboriny sy ny voniny, Malagasy Bible Ary teo amin'ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny, La Bible en Malgache Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny, |
«Hanao fanaovan-jiro amin’ny volamena madio ianao; hataonao an-tefiny avokoa izy mbamin’ny faladiany sy ny tahony, ary fonjany iray ihany ny ravim-boninkazo, ny bokony ary ny voniny,
Ny rantsany voalohany dia hisy ravim-boninkazo telo miendrika vonin’amandia bokony sy voniny; ny rantsany faharoa dia hisy ravim-boninkazo telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; dia ho toy izany avokoa ny rantsany enina avy, amin’ny fanaovan-jiro.
Ny tahon’ny fanaovan-jiro hisy ravim-boninkazo efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny.
Ka ny rantsany voalohany nisy ravim-boniny telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; ny rantsany faharoa nisy ravim-boniny telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; dia nisy toy izany avokoa ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.
bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa voalohany, misampana avy amin’ny fanaovan-jiro; bokony iray teo amin’ny rantsany roa manarakaraka avy amin’ny fanaovan-jiro; ary bokony iray teo ambanin’ny rantsany roa farany avy amin’ny fanaovan-jiro, araka ny rantsany enina misampana avy amin’ny fanaovan-jiro.
amin’izay atahoran’ny olona ny eny amin’ny fitoerana avo, izay ivadihan’ny olona fo eny an-dalambe, amin’izay amonian’ny amandie, sy ahatongavan’ny valala ho mavesatra, ary tsy hisy asany intsony ny kapra, fa miainga ho any amin’ny fonenany mandrakizay ny olona, ary mitety ny arabe ny mpitomany;
Dia izao no tenin’i Iaveh natao tamiko: «Inona no hitanao, ry Jeremia?» Ary hoy aho: «Mahita rantsan’ny amandie aho.»