«Ny hanaovana ny Fonenana dia ambainy folo; ny hanaovana azy ireo dia amin’ny rongony madinika voahasina, sy amin’ny jaky volomparasy, amin’ny kajy mangatrakatraka, ary amin’ny lamba mena antitra, asiana kerobima, asan-tanan’ny mpanenona mahay.
Eksodosy 36:35 - Baiboly Katolika Ny efitra lamba dia natao tamin’ny Jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika mihasina, nosoratana sarin-kerobima: asa-mpanenona mahay; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny efitra lamba dia nataony miloko manga, volomparasy, jaky ary rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no nataony sorany. DIEM PROTESTANTA Mpahay taozavatra no nanao ny efitra lamba iray tamin’ny rongony mafy nifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, noravahana kerobima vita peta-kofehy tsara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mpahay taozavatra no nanao ny efitra lamba iray tamin’ny rongony mafy nifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, noravahana kerobima vita peta-kofehy tsara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny efitra lamba dia nataony manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, ary kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no nataony sorany. Malagasy Bible Ary ny efitra lamba dia nataony manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, ary kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no nataony sorany. La Bible en Malgache Ny efitra lamba dia nataony miloko manga, volomparasy, jaky ary rongony fotsy madinika voatenona; kerobima*, asan’ny mpanenona mahay, no nataony sorany. |
«Ny hanaovana ny Fonenana dia ambainy folo; ny hanaovana azy ireo dia amin’ny rongony madinika voahasina, sy amin’ny jaky volomparasy, amin’ny kajy mangatrakatraka, ary amin’ny lamba mena antitra, asiana kerobima, asan-tanan’ny mpanenona mahay.
Io ôtely io dia hapetrakao manatrika ny efitra lamba izay eo anoloan’ny fiaran’ny vavolombelona, manatrika ny fanaovam-panavotana izay eo ambonin’ny vavolombelona, dia eo amin’izay hihaonako aminao.
Nopetahana takela-bolamena ny hazo fisaka; natao volamena koa ny masom-bola nidiran’ny barany; ary nopetahana volamena koa ny barany.
ary nanaovana andry efatra amin’ny hazo akasià, nopetaham-bolamena, sy faraingony volamena; ary volafotsy no narendrika natao faladiany efatra.
Nentiny tao anatin’ny Fonenana ny fiara, dia nahantony ny efitra lamba faneferana nanakonany ny fiaran’ny vavolombelona, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Ary indro fa nisasaka roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba teo amin’ny Tempoly; nihorohoro ny tany, nitresaka ny vatolampy,
mihazo ny lalam-baovao sy velona nosantarany ho antsika mamaky ny efitra lamba, izany hoe ny nofony,