Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 36:31 - Baiboly Katolika

Dia natao ny barany tamin’ny hazo akasià, dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana iray.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,

Jereo ny toko



Eksodosy 36:31
6 Rohy Ifampitohizana  

Hazo akasià no hanaovanao ny bao ary hasianao takela-bolamena; dia hitondrana ny latabatra ireo.


hoditr’ondrilahy voasoka mena, hodi-dogaona, hazo akasià;


Hataonao amin’ny hazo akasià ny bao, ary hopetahanao takela-bolamena izy.


Ary nisy koa hazo fisaka valo samy nanana ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin’ny folo, faladia roa avy, ambanin’ny isan-kazo fisaka.


Barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana andrefana izay erỳ ivohony.